Partager l'article ! RADO (1923 - 2008): Sanatria tsy hoe maty vao Ra-malala fa nataon-janaha ...
amin' ny 01 Oktobra 1923 no latsa-tavony tao Ankadivato Antananarivo i ANDRIAMANANTENA George,
na Rado, faralahy amin' izy dimy naterak' i
Gaston Andriamanantena sy Razafindrafara Ray aman-dReniny. Fito taona izy no niditra nianatra tao
amin' ny sekolim-panjakana tao Faravohitra. Efa-taona taorian' izay no nahalasana ny reniny ka nampivelatra ny ambo-pony.| Juin 2013 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | 2 | |||||||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 | ||||
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 | ||||
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 | ||||
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 | ||||
|
||||||||||
SERANA