TANIKA SY DINIKA

HO AN' IZA ???

  • : MANAFOSAFO!
  • manafo-safo
  • : malagasy fitiavana kolontsaina fialamboly Ainga Littérature
  • : Rehefa tafaray ny ranomainty sy ny fanahy zarainy, tena afaka mifampitaha amin' ireo sangan' ny literatiora ny poeta tanora malagasy. Hitondra anao any amin' ny tontolo tsy lavitry ny hita maso nefa sarotra vinaniana izy ireo amin' ny alalan' ny ainga mirakitra anjoria.
  • Recommander ce blog
  • Retour à la page d'accueil

ZOVY MOA I ...

INDRAY MIPIKA

  • Anjoria daholo itony!

OMBAY MITADY

TSILO

SERANA

MANAFO ... SAFO!

         Teny henonao matetika kanefa hafa dika izy eto, fa raha sitrakao dia azo raisina amin' ilay hieveranao azy ihany.
Manafo ... Safo, voa iray nitsiry noho ny firaisan-tsaina, fitoviana revin' ireo mpanoratra vitsivitsy tao amin' ny Faribolana Sandratra (Meva, Tahirintsoa, Nofy, Mahefa, sns ...) ary noraketina ho boky sy noantsaina tao amin' ny C.G.M Analakely tamin' ny taona 2006. Tsy nijanona hatreo fa nitohy ny REVY, nitohy ny FIAINANA. Ary raha mahaliana anao ny ahalala bebe kokoa ny momba azy ireo sy ireo poeta namany sasany dia mazotoa mitsidika fa ezahintsika hozaraina izay azo ambara momba ny fiainany, ny reviny, ary ny tontolony ...
        Izay ihany aloha !!!

SOMBIN-TSORATRA

AMBOHI-PIHAONANA

AMPITAPITAO ...

RAOK' ANDRO

Novembre 2009
L M M J V S D
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
<< < > >>

MIARA-DIA

Créer un blog sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus