Nosoratan'i S. TAFITA tamin'ny 30 Septambra 2008
"Isakambina an'i Leslie eny an-dalam-be, tsy dia manahirana ahy loatra. Hisary adala tsy mety hody ho tafandriana alina iray ao an'efitranon-dRamatoakely
A... angamba ho moramora ihany. Na hamela an'i Evanah sy i Pamela hitingitingina eo an-tendron-kazo nasiana dity mba hisamborana azy tsy misy fahasarotana, tsy olana amiko. Fa ny olana, ny
olana... ilay izy tsy mametraka olana izay mihitsy no tena dezaka dadatoa. Hazavaiko."
SERANA