Nosoratan'i HAINGA tamin'ny volana Aogositra
"Tsy maintsy "miaina FITIAVANA" araka ny maha-olombelona azy ny olombelona tsirairay raha tsy te-ho voaozona ho zavona mandrakizay ny fahavelomany... (...)
Manome toky anao aho, Linda fa tsy hamela anao irery ny FITIAVAKO sy ny FANAHIKO..."
SERANA