Mardi 30 septembre 2008
Par ZOUKIMI
Angamba tsy hitako eto ny lanitra iantsapazana fa feno anao ny foko, Ny maso kely foana no indry mitazatazana ny fitempon' ny fitia, ilomanosan' ireto olona ambadika toloko! Jereo 'ty izy ireto, mikambana - miraikitra maka tahaka eny ilay anjara andraikitro rehefa anilanao Fa mantsy tsy eto
[…]
Mardi 23 septembre 2008
Par ZOUKIMI
Raha toa ve aho ka teto aina firifiry no reko mba nisento ho an' ny ainga izay tovoiziko? Ny fonareo marefo feno irifiry, tomany sy miventso tena saingy tsy nampoiziko Raha misy fo mitempo hipo-pahatsiarovana Raha misy saina kivy rotik' alahelo Aingao 'reo vazivaziko
[…]
Mercredi 17 septembre 2008
Par ZOUKIMI
Na misy aza sedra tsy maintsy sedraikoManao hosivoanjo ny fiaina-maliakoMainka hijoro ny fo sy ny saikoTsy maintsy mitohy ny kalom-balihako. Na inona ronjon’ireo herisetraMasiaka fifioka manao sesilanyIaretako ireny satria manam-petraFa rivo-mandalo miserana ihany. Izao no finoako ato anatiko
[…]
Dimanche 7 septembre 2008
Par Andon' Ny Aina
Ny zavatra tsy hita ihany tokoa no mahasodoka ny saina sy fo Raha anilan-tiana dia kizitin-dava Vao misy hadisoany dia lasa ny vava Tsy misy alahelo, miseho mafy loha tsy misaina mihintsy ny mety ho ao aloha Kanefa raha vao idifiany ny tava dia sakodiavatra marary lava Manembonembona,
[…]
SERANA