:
Rehefa tafaray ny ranomainty sy ny fanahy zarainy, tena afaka mifampitaha
amin' ireo sangan' ny literatiora ny poeta tanora malagasy. Hitondra
anao any amin' ny tontolo tsy lavitry ny hita maso nefa sarotra vinaniana
izy ireo amin' ny alalan' ny ainga mirakitra anjoria.
Rehefa sendra iny mitopy amin' ny fiainana ny fiainantsika roa, Dia zary randran-droa ny filonjy sy fisainana; Dia mampidongy fo ny fotoana izay iainana tsy miaraka aminao ... Rehefa sendra ...
Teny manao ahoana no entina milaza ny matoatendro-poko te ho hipoka tantara? Ny fameno foana no manezaka hanazava ka mampiova loko izay tian-ko ambara Ny drafitra apetrany efa tsy hita ...
Raha sendra oriory ny fiainanao ry tiana fa sarotra vakina ny elanelantsika, dia iny volana iny banjinina mangina... Fenomanana iny, mizara hafaliana Rehefa tsinana iny, ...
Tsy safotofoton'oroka foretadretak'ota mifampifotafota no "veloma akia malala" nataony nony niala ... fa oroky ny anjely mihajahaja kely (ho toy ny tsetsatsetsa tsy aritra naely) ... kanefa tena ...
Angamba tsy hitako eto ny lanitra iantsapazana fa feno anao ny foko, Ny maso kely foana no indry mitazatazana ny fitempon' ny fitia, ilomanosan' ireto olona ambadika toloko! Jereo 'ty izy ireto, ...
Raha toa ve aho ka teto aina firifiry no reko mba nisento ho an' ny ainga izay tovoiziko? Ny fonareo marefo feno irifiry, tomany sy miventso tena saingy tsy nampoiziko Raha misy fo mitempo ...
Na misy aza sedra tsy maintsy sedraikoManao hosivoanjo ny fiaina-maliakoMainka hijoro ny fo sy ny saikoTsy maintsy mitohy ny kalom-balihako. Na inona ronjon’ireo herisetraMasiaka fifioka manao ...
Ny foko angamba no feno fitia Sa ve ny fony no efa tsy mila? no efa nambarako izao fa ny aty tsy mba manary na koa hoe midila Ny aminy anefa toa manahiahy Misy fandàvana tsy hay ialàna Na aza ...
Soloy ny anarako ny anaranao rehetra Afa tsy ny fanampiny Ilazao ny tantarako izay ratsiratsy toetra Amin'izay mangina ny fo mitapitapiny Atoroy ny varavarako 'reo miseho ...
Raha mamanala ny andro Ka mangatsiaka ianao Dia efa fantatrao Ato an' efitranoko ato Misy donak' afo Azo itaninana Efa misy veromanitra sy siramamy koa Azonao sotroina Misy horonan-tsihy Antonon' ...
Ny zavatra tsy hita ihany tokoa no mahasodoka ny saina sy fo Raha anilan-tiana dia kizitin-dava Vao misy hadisoany dia lasa ny vava Tsy misy alahelo, miseho mafy loha tsy misaina mihintsy ny mety ...
Malalako, any ianao 'zao, mandrindrina irery ny efitranontsika, fa alina ny andro dia ... mandroso ny sakafo, lovia iray monja no indro arosonao ambin' ny sakafo atoandro Alaminao ...
SERANA