mianoka fotsiny aloha
(antsantononkalo CGM tamin'ny 17/12/09, ahitana an'i Nanja, Rija Al-Jonah, Nofy, Tahirintsoa -sary anoloana havia miankavanana)
Mianoka fotsiny an'ireto tononkalo zavontany ireto fotsiny aloha, mandefa vinany any lavitra any.
"Injany, injany ... any ho any ... tamy ... tamy"