:
Rehefa tafaray ny ranomainty sy ny fanahy zarainy, tena afaka mifampitaha
amin' ireo sangan' ny literatiora ny poeta tanora malagasy. Hitondra
anao any amin' ny tontolo tsy lavitry ny hita maso nefa sarotra vinaniana
izy ireo amin' ny alalan' ny ainga mirakitra anjoria.
Faly mahafantatra mpanakanto malagasy e ! Misaotra amin'ny teny mamy fanandratana ny kanto sy mamy navelan'i RADO.
Commentaire n°1
posté par
Helisoa
le 16/09/2008 à 21h35
Manaja an'i Helisoa. Railovy mandalo vorombola ihany ny tena ka miondrika eto anoloana. Fanahy iombonana ny antsika fa zarain' ny elanelana fotsiny, kanefa na dia izany aza rava ny antsana noho ny
fisian' itony fivoarana itony. Mankasitraka anao noho ny filofosanao lalina amin' ity revy iraisana ity ary manantena fiaraha-misonanika anatin' ny ainga e!
Andon' Ny Aina
Lasa izao RaAndon'ny Aina a ! Atao tsara laza amin'ny akama rehetra. Misaotra fa milay ilay ainga. Dia ataovy maromaro amin'ny manaraka fa mbola te hihosina e !
Commentaire n°2
posté par
TAHIRINTSOA
le 23/09/2008 à 14h02
Misaotra amin'ny teny mamy fanandratana ny kanto sy mamy navelan'i RADO.
Andon' Ny Aina