TANIKA SY DINIKA

HO AN' IZA ???

  • : MANAFOSAFO!
  • manafo-safo
  • : malagasy fitiavana kolontsaina fialamboly Ainga Littérature
  • : Rehefa tafaray ny ranomainty sy ny fanahy zarainy, tena afaka mifampitaha amin' ireo sangan' ny literatiora ny poeta tanora malagasy. Hitondra anao any amin' ny tontolo tsy lavitry ny hita maso nefa sarotra vinaniana izy ireo amin' ny alalan' ny ainga mirakitra anjoria.
  • Recommander ce blog
  • Retour à la page d'accueil

ZOVY MOA I ...

INDRAY MIPIKA

  • TSILO.jpg

OMBAY MITADY

TSILO

SERANA

Mardi 30 septembre 2008

Par ZOUKIMI

Angamba tsy hitako eto ny lanitra iantsapazana fa feno anao ny foko, Ny maso kely foana no indry mitazatazana ny fitempon' ny fitia, ilomanosan' ireto olona ambadika toloko! Jereo 'ty izy ireto, mikambana - miraikitra maka tahaka eny ilay anjara andraikitro rehefa anilanao Fa mantsy tsy eto […]
Publié dans : FIAINANA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Mardi 23 septembre 2008

Par ZOUKIMI

Raha toa ve aho ka teto aina firifiry no reko mba nisento ho an' ny ainga izay tovoiziko? Ny fonareo marefo feno irifiry, tomany sy miventso tena saingy tsy nampoiziko     Raha misy fo mitempo     hipo-pahatsiarovana     Raha misy saina kivy     rotik' alahelo     Aingao 'reo vazivaziko     […]
Publié dans : FIAINANA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Mercredi 17 septembre 2008

Par ZOUKIMI

Na misy aza sedra tsy maintsy sedraikoManao hosivoanjo ny fiaina-maliakoMainka hijoro ny fo sy ny saikoTsy maintsy mitohy ny kalom-balihako. Na inona ronjon’ireo herisetraMasiaka fifioka manao sesilanyIaretako ireny satria manam-petraFa rivo-mandalo miserana ihany. Izao no finoako ato anatiko […]
Publié dans : FIAINANA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Lundi 15 septembre 2008

Par Andon' Ny Aina


Ny foko angamba no feno fitia Sa ve ny fony no efa tsy mila? no efa nambarako izao fa ny aty tsy mba manary na koa hoe midila Ny aminy anefa toa manahiahy Misy fandàvana tsy hay ialàna Na aza tolorako ventso-panahy miloatra ao am-poko izay feno adalàna          Tsy hitako intsony izay azoko atao […]
Publié dans : FITIAVANA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Mercredi 10 septembre 2008

Par Andon' Ny Aina

Namana! Namako iny ianao rehefa injay mitsiky       raha sendra mifanena Namako eny ianao raha toa mamikiviky       rehefa injay aho resy       voageja an-katerena       ..... Namako hono ianao f' isika tsy nahita ny volana niràtra f' isika tsy nandre ny hiran-doharano             kanefa tena […]
Publié dans : FITIAVANA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire

SOMBIN-TSORATRA

AMBOHI-PIHAONANA

AMPITAPITAO ...

RAOK' ANDRO

Novembre 2009
L M M J V S D
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30            
<< < > >>

MIARA-DIA

Créer un blog sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus