TANIKA SY DINIKA

HO AN' IZA ???

  • : MANAFOSAFO!
  • manafo-safo
  • : malagasy manafosafo fitiavana kolontsaina fialamboly Littérature
  • : Rehefa tafaray ny ranomainty sy ny fanahy zarainy, tena afaka mifampitaha amin' ireo sangan' ny literatiora ny poeta tanora malagasy. Hitondra anao any amin' ny tontolo tsy lavitry ny hita maso nefa sarotra vinaniana izy ireo amin' ny alalan' ny ainga mirakitra anjoria.
  • Recommander ce blog
  • Retour à la page d'accueil

ZOVY MOA I ...

INDRAY MIPIKA

OMBAY MITADY

TSILO

SERANA

Lundi 23 février 2009

Par tahirintsoa


(antsantononkalo CGM tamin'ny 17/12/09, ahitana an'i Nanja, Rija Al-Jonah, Nofy, Tahirintsoa -sary anoloana havia miankavanana) Mianoka fotsiny an'ireto tononkalo zavontany ireto fotsiny aloha, mandefa vinany any lavitra any. "Injany, injany ... any ho any ... tamy ... [...]
Publié dans : AINGA KOA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Dimanche 25 janvier 2009

Par ZOUKIMI

Rehefa sendra iny mitopy amin' ny fiainana ny fiainantsika roa, Dia zary randran-droa ny filonjy sy fisainana; Dia mampidongy fo ny fotoana izay iainana tsy miaraka aminao ...       Rehefa sendra koa       ka misy ny tohanana [...]
Publié dans : FITIAVANA - Recommander
Ecrire un commentaire
Jeudi 6 novembre 2008

Par ZOUKIMI

Nanentana finoana nanilo fandresena ireo laingalainga kely nasesikao tanatiko        ka nahatonga ahy hiroana        hizioga "manantena        hisantatra anjely" [...]
Publié dans : FITIAVANA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Samedi 11 octobre 2008

Par ZOUKIMI

Teny manao ahoana no entina milaza ny matoatendro-poko te ho hipoka tantara?    Ny fameno foana no manezaka hanazava    ka mampiova loko izay tian-ko ambara Ny drafitra apetrany efa tsy hita intsony fa mivadika mazàna ka manafoaka saina    Mba aiza [...]
Publié dans : TELINA & TOLONA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire
Jeudi 9 octobre 2008

Par ZOUKIMI

Tsy tany karakaina ringitra hatsarana fonenan'olombelona tofoky ny miaina ka hoe tsy antenaina.   Tsy maty hazavana nilaozana masoandro na firenena vasoka tsy manana fitandro ka hoe tsy ananako hambo.   TSIA! ... MADAGASIKARA?!   Firenena velona manana mpiahy [...]
Publié dans : TELINA & TOLONA - Communauté : Terre d'Afrique - Recommander
Ecrire un commentaire

SOMBIN-TSORATRA

AMBOHI-PIHAONANA

RAOK' ANDRO

Juillet 2009
L M M J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
<< < > >>

MIARA-DIA

Créer un blog sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus